· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Febroary, 2009

Afganistana : Fonja, Fahantrana ary Pôlitika

  24 Febroary 2009

Raha nanambara ny mpitantana miaraka amin'i Obama fa hanampy miaramila 17 000 any Afganostana hanampy ireo efa any an-toerana dia miresaka mikasika ny fanamby miandry an'i Afganistana tahaka ny hoe fanagadrana vehivavy, ny fahantrana sy ny pôlitika ny mpitoraka bilaogy. Baktash Siawash, mpanao gazety ao amin'ny toby ao Kabul sady...