2009-02-26
Ekoatera: Resadresaka miaraka amin'ny mpandresy tamin'ny blaogy Amerikanina Latina tsara indrindra
Na dia tsy afaka nandeha tany Espana[es] mba hahazo ny loka (prize) amin'ny “Blaogy Latina Amerikanina tsara indrindra" tao anatin'ny fifaninanana[es] notohanan'ny mpampahalala vaovao Espaniola 20 Minutos aza, Carlos Suasnavas dia nahazo voninahitra tamin'ilay mari-pahatsiarovana ary nanolotra izany kosa ho an'ireo mpamaky azy. Ny blaogy, izay iarahany manoratra amin'i Evan ...
2009-02-17
Kioba : Fampisehoana ny Nova Baire, fomba fitrandrahana ny Open-Source Operating system
2009-01-19
Palestina: Mifampiresaka amin'ny Gaza
Araka ny toe-javatra mahazatra ary koa na dia eo aza ny taha ambony amin’ny fahaiza-manoratra, dia mipetraka eo anelanelan’ny 13 sy 15 ny isan-jaton'ny fahafaha-mampiasa ny aterineto any Palestina (tafiditra ao anatin’izany Cisjordania sy Gaza ). Na dia eo aza ny fanafihana manatona an’I Gaza dia hita kosa fa mihena ...
2009-01-14
Espaina: Mpiara-miasa amin'ny GV Lingua voafantina
2009-01-06
Bangladesh: Fahanam-bolongana tsikelikely ny fifidianana
Ao anatin'ny ora vitsivitsy (29 desambra) dia hifidy ny antenimiera fahasiviny ny Bengalis miisa 81 arivoarivo (51% n'ireo ny vehivavy). Kihondalana lehibe eto amin'ny firenena ity fifidianana ity fa haverina indray ny demaokrasia rehefa nitondra azy tao anatin'ny hamehana nandritra ny tetezamita roa taona ny hery mitam-piadiana [miaramila].
Efa niresadresaka momba ...
Mitohy ny adin'ny Facebook amin'ny mpisovoka
Efa niresaka ny adihevitra amin'ny sivana misy eo amin'ny Facebook sy ny YouTube ny Global Voices, indrindra moa rehefa miresaka momba ny fanafihan'Isiraely an'i Gaza ankehitriny. Androany anefa dia tsikaritry ny ny mpamaky Global Voices iray fa maro amin'ny vondrona Facebook manohana an'i Gaza no voasovoka, ary heverina fa ny ...
2008-12-24
Eoropa afovoany sy atsinanana: ny marika napetraka ;-) sy tantara aterineto hafa
Indreto atolotra anareo eto ambany eto ireo lahatsoratra nataon'ny mpamaham-bolongana avy any Eoropa afovoany sy atsinanana miresaka ny tambajotra an-tserasera, fampitam-baovao iaraha-mientana, fahazotoana an-tserasera sy izay zavatra rehetra mifandraika amin'izany.
Eternal Remont no nanoratra momba ilay mpandraharaha Rosiana Oleg Teterin, izay milaza fa efa marika ananany zo ny sarikely ;-) ...
2008-12-13
Malawi: Fifaninanana web & ireo filohany ao amin'ny Facebook
Meksika: Mpanadio kiraro mampiasa ny YouTube ho dokambarotra
2008-12-10
Thailand: Vahiny tafaraka tamin'ny mpitolona tao amin'ny seranam-piaramanidina
Nihatakataka niala ireo seranam-piaramanidin'i Bangkok roa herinandro lasa izay ny ankamaroan'ny vahiny. Saingy nisy vahiny iray kosa tao amin'ny seranam-piaramanidina natao fahirano. Niaraka tamin'ny mpanao fihetsiketsehana dimy andro sy dimy alina ilay Finlandey Janus Putkonen. Soa ihany fa nanana fakandahatsary (camera video) izy ka aseho ato izany.




