2008-01-09
Rosia : Nikolai Marr
Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis:
“Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho ny fitiavany fatratra sy ny nibahana loatra tao an-tsainy ny petrakeviny tsy mety voasedra. Tsy niatrika fianarana tenim-pirenena na dia indray ...
2007-10-23
Nizeria : « Angidim-by vita Nizeriana » tany Kano
Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » :
« Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano Plains of Nigeria who has built a working helicopter over the last 8 months using scrap aluminum and parts from a ...
2007-10-14
2007-10-12
Jamaìka : Tsy mba fantatra izay tena rain'ny zaza
Jamaica and the World [Anglisy] dia nanoina ny fandrenesany ilay vaovao tsy nampoizina momba ny fitiliana izay tena « rain-jaza » notanterahina tany Jamaìka: ny vokatra mantsy dia nampiharihary fa ny ampahatelon'ireo lehilahy nanao ny fitiliana dia tsy rain'ireo zaza araka ny fiheverany azy.
Nicholas Laughlin




