· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Janoary, 2011

Malezia: Fe-potoana nomena ho an'ireo sekoly manofana ho mpitsabo

  07 Janoary 2011

Nanome baiko ny governemanta Maleziana ka haato mandritry ny dimy taona ny fandaharam-pitsaboana manerana ny firenena rehetra, ka ny tanjona amin'izany dia ny fametrahana fanovana izany hoe ny fanomezana lanja ny hatsarana mitaha amin'ny habetsahana satria tsy mitsaha-mitombo isan-taona ireo mpianatra mahazo diplaoma eo amin'ny fitsaboana.