Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Jolay, 2008
Singapour: Tokony ho ankatoavin'ny fanjakana ho ara-dalàna ve ny varotra taova?
Misy adihevitra mafonja miainga ao Singapour : Tokony hankato ny varotra taova ho ara-dalàna ve ny governemanta ? Ireo mamampahefana amin’ny fahasalamana, ireo mpitsabo manampahaizana manokana, ary ireo mpitoraka blaogy maro dia mifampizara fomba fijery momba azy io.
Ukraine: Fanazarantenan'ny manampahaizana Irakiana
Chernobyl and Eastern Europe no nanoratra fa “Mpampianatra 3 avy any Texas sy mpianatra Irakiana 27 no manao fanazarantena amin'ny fomba fanadiovana manala sisantaratra mampididoza” nandritra ny volana jona lasa teo tany Pripyat (Ukraine): “Eny, zavatra mahaliana azo atao amin'i Pripyat – ny fanazarana ny Irakiana ny tekinikam-panadiovana ny tanàna...
Azia AtsimoAtsinanana: Loharanon'angovo fanolo
Noho ny fidangan’ny vidin-tsolika, maro ireo firenena avy any Azia Atsimo-Atsinanana no nanamafy ny ezaka ho fitrandràhana loharanon’angovo hafa ho fanolo. Eny fa na dia ireo firenena mpamokatra solitany toa an’i Malezia, Indonezia sy Brunei aza dia samy mampiasa vola hitrandraka angovo azo avaozina avokoa. Tena andrandraina sy ilaina ny...