· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Janoary, 2008

Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao

  28 Janoary 2008

Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka...

Afrika : Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana

  25 Janoary 2008

Afropolitan no manolotra lahatsary ahitana an'i Ron Eglash mamelabelatra mikasika ny Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana : Mathmetician Ron Eglash traveled to Africa to do research on fractals. What he found was amazing, but not surprising to those of us who appreciate the ingenuity and creativeness in Africa. “Nitety an'i...

Rosia : Nikolai Marr

  09 Janoary 2008

Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis: “Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho ny fitiavany fatratra sy ny nibahana loatra tao an-tsainy ny petrakeviny tsy mety voasedra. Tsy niatrika fianarana tenim-pirenena na dia...