Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Aogositra, 2010
Mamaly ireo mafàna fo ny Facebook
Lahatsoratr'i Jillian C.York nivoaka tao amin'ny Global Voices Advocacy. Nivoaka voalohany tao amin'ny jilliancyork.com ity lahatsoratra ity ary manao randra-mitarika amin'ireo maro hafa mikasika ny fomba fitondràna ampiharin'ny mpandrindra ny Facebook amin'ireo mafàna fo. Ho fampahatsiahivana, amporisihana ny hamakiana ireto manaraka ireto : On Facebook Deactivations [Manodidina ny Fanakatonana Kaonty...
Blackberry misedra tsindry any amin'ny Golfa sy India noho ny ‘code’ fanafenana [Encryption code]
Ny ’ Sampan-draharaha Mpandrindra ny Fifandraisan-davitra [Telecommunications Regulation Authority (TRA)] any amin'ny Emira Arabo Mitambatra sy ny Kaomisiona Saodiana misahana ny Teknolojian'ny Fampitam-baovao sy Fifandraisan-davitra [Communications and Information Technology Commission (CITC)] dia nanambara, ny 1 Aogositra ho an'ny voalohany ary ny 5 Aogositra 2010 ho an'itsy faharoa, fa hosakanan'izy ireo...