· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Fitsipika tamin'ny Jolay, 2010

Italia: Loza hamatotra ireo mpitoraka blaogy?

GV Mpisolovava  27 Jolay 2010

Iray amin'ireo fepetra ao amin'ny Lalàna mifehy ny Media sy ny Fihainoan-dresaka resahana tato ho ato ao anivon'ny Parlemanta Italiana ny hoe “ireo rehetra tompon'andraikitra amina tranonkalam-baovao” dia tsy maintsy mamoaka ao anatin'ny 48 ora ny fanitsiana takian'ireo fitarainana