· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Desambra, 2011

Filipina : Anjatony Ny Maty Sy Nanjavona Tamin'ny Tondradrano

  23 Desambra 2011

Ny isan'ireo niharan-doza dia mety ho mihoatra izany ary mety hahatratra hatramin'ny 600. Io no tondra-drano ratsy indrindra namely iny faritra avaratry ny Mindanao iny tao anatin'ny taona maro. Ireo mponina anaty aterineto dia nampiasa teo noho eo haingana ny vohikala mba hizarana ny mikasika ilay loza voajanahary ary nanao antso ho amin'ny fanohanana