· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Febroary, 2009

Sodana: Miteny ao amin'ny Horonantsary ny mpandripa-bahoaka ao Darforo.

  22 Febroary 2009

Mampiseho ny fijoroana vavolombelon’ireo lehilahy efatra milaza fa nandray anjara tamin’ny herisetra sy famonoana tao Darforo ny horonantsary navoakan’I Aegis Trust, ary tsy matahotra akory ry zareo milaza fa fandringanana ireny. Natsofoka tao amin’ny zotra Hub ny horonantsary ary antenaina fa hanipy izany any amin’ny hafa ny olona mba hanaparitahana ny antontam-baovao.