Tantara mikasika ny Mpitsoa-ponenana tamin'ny Mey, 2008
Afrika Atsimo : Iza no homen-tsiny amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra ?
Oluniyi David Ajao dia mihevitra fa ny governemanta no tompon'andraikitra voalohany amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo : No one hates foreigners like South Africans do. South Africa is said to be officially the most xenophobic nation in the world. So much for being xenophobic and...
Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube
Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe CitizenNews [vaovaon'ny olontsotra]. Ireo Vlogger [video+blogger mpiblaogy amin'ny alalan'ny lahatsary] dia afaka misoratra anarana ary mampariaka ho hitan'izao tontolo izao...
Afrika Atsimo : Inona no azon'ny mpiblaogy atao mikasika izao krizy fankahalana vahiny izao ?
Mihevitra i Stii fa mahavita zavatra hanoherana izao krizy fankahalana vahiny any Afrika Atsimo izao ireo mpiblaogy raha manao : My idea is to have like a trust fund, NGO or something to which bloggers/technology people can contribute to financially. I’m more than willing giving money to any organization, but...
Afrika Atsimo : Ry mpiblaogy, andeha hiara-mientana !
Miantso ireo namany mpiblaogy fotsy hoditra any Afrika Atsimo i Mike Stopforth hiara-mientana hanoherana ireo fanafihana mahery vaika izay sedrain'ireo vahiny mpiavy any Afrika Atsimo : It’s on that note that I’d like to encourage you, my fellow bloggers and business people, to join me in doing something about it....
Zimbaboe : Ny anjara miandry ireo Zimbaboeana mialokaloka any Afrika Atsimo
Hope no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe mikasika izay fihetseham-pon'ny mponina any Zimbaboe mikasika ny fanenjehana / fanafihana ataon'ny tompotany ireo vahiny mpila ravinahitra mialokaloka any Afrika Atsimo : The xenophobic attacks against migrant workers in South Africa is having its inevitable knock on impact on people here in...
Myanmar: Milona ny asa famonjena
Miakatra hatrany ny isan'ny maty tao Myanmar andro maro taorian'ny nandalovan'ilay rivo-doza mahafaty namely ny firenena. Razana maro no ariana (atsipy) any an-drenirano Tonga avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao ny fanampiana saingy ny fitondrana miaramila no mampanano-sarotra ny hetsik'ireo fikambanana mpanampy avy any ivelany. Miharatsy ny toe-draharaha rehefa ny sakafo sy ny fanafody no tsizarizary