2008-08-14
Niteraka resa-be ilay horonan-tsary nahitana Kolombiana nanafika fianankaviana iray tany Shily
Voamarina fa mpifindra-monina Kolombiana 10 nanafika fianankaviana avy ao Però avy namonjy fety tao Iquique (any Shily) tamin'ny 3 Aogositra 2008 lasa teo no hita tamin'ny horonan-tsary iray nalaina tamin'ny finday. Araka io horonan-tsary io ihany dia vato sy kibay no nampiasain'izy ireo nidarohana ilay fianankaviana, ary tsy nahatsiaro tena ...
Zeorizia, Rosia: Tsy maharo ny siviliny ny fitondrana
Vao tafaverina rehefa nihitsoka tany Zeorizia ny manao gazety Okiraniana Ihor Lutsenko - mampiasa ny anarana LJ igordaily - Ity eto ambany ity ny nosoratany tao amin'ny bolongany (UKR):
[…] It was difficult to get back. Many of our journalists got stuck there, because there are no return tickets, and they ...
2008-07-09
Palestina: Vono olona sa horohoro mandripaka?
Ny arabo irery ihany no mpampihorohoro … no vakin’ny lohahevitra ao amin’ny bloagy live from occupied palestine. Ny mpitoraka blaogy dia mindrana ny pejy voalohany mivandravandra (La Une) avy amin’ireo gazety israeliana sy vahiny taorian’i Husam Dwayat Taysir, Palestiniana iray monina ao Jerosalema, nitondra bulldozer iray namakivaky lalambe iray ...
2008-07-07
Palestina : Nomena loka, avy eo nampijaliana ny mpanao gazety Mohammed Omer
I Mohammed Omer dia mpanao gazety mbola herotrerony avy o Rafah, any Gaza. Vao herinandro maromaro lasa izao dia nahazo ny loka "Martha Gellhorn Award" izy noho ny fanadihadiana nataony mikasika an'i Gaza, raha vao 24 taona monja. Tamin'ny fiverenany nefa dia notazomin'ny Shin Beit i Omer, ary tapak'andro taorian'io ...
2008-06-30
Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.
2008-06-04
Afrika Atsimo : Mirongatra avy any amin'ny toeran'ny fahadisoana
Alex B. Hill mpiblaogy Amerikana ao amin'ny When not in Africa [rehefa tsy any Afrika] no mijoro vavolombelona amin'izay herisetra natao ireo vahiny mpiavy mpilaravinahitra natrehiny maso tany Afrika Atsimo, sy manolotra famoaboasana mikasika ny tantara :
What follows below is a chronology of my journal entries leading up to and during ...
2008-05-28
Afrika Atsimo : Iza no homen-tsiny amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra ?
Oluniyi David Ajao dia mihevitra fa ny governemanta no tompon'andraikitra voalohany amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo :
No one hates foreigners like South Africans do. South Africa is said to be officially the most xenophobic nation in the world. So much for being xenophobic and all ...
2008-05-23
Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube
Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe CitizenNews [vaovaon'ny olontsotra]. Ireo Vlogger [video+blogger mpiblaogy amin'ny alalan'ny lahatsary] dia afaka misoratra anarana ary mampariaka ho hitan'izao tontolo izao ...
2008-05-22
Afrika Atsimo : Inona no azon'ny mpiblaogy atao mikasika izao krizy fankahalana vahiny izao ?
Mihevitra i Stii fa mahavita zavatra hanoherana izao krizy fankahalana vahiny any Afrika Atsimo izao ireo mpiblaogy raha manao :
My idea is to have like a trust fund, NGO or something to which bloggers/technology people can contribute to financially. I’m more than willing giving money to any organization, but ...
Afrika Atsimo : Ry mpiblaogy, andeha hiara-mientana !
Miantso ireo namany mpiblaogy fotsy hoditra any Afrika Atsimo i Mike Stopforth hiara-mientana hanoherana ireo fanafihana mahery vaika izay sedrain'ireo vahiny mpiavy any Afrika Atsimo :
It’s on that note that I’d like to encourage you, my fellow bloggers and business people, to join me in doing something about it. We ...





Fikirizana ny mpitoraka blaogy iray hanampy any Baby Kamba ...
-
salut,azafady raha manoratra ity mail ity izaho,lazao hoanahy iza...
Tohiny »