The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Racism Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Racism

2007-12-21

Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963

Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo amin'ny kianja Mena anivon'ny tanànan'i Maosko [Red Square | Place Rouge], mpianatra 500 no indray niray hina ho fanoherana ny ...

2007-10-03

Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?

Any amin'ny firenena Arabo sansantsasany, ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy. Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana » ireo mpiasa birao, nadika avy amin'ny teny arabo ity lahantsoratra ity. Hoy Nora: صباح أمس الأول توجهت لمصلحة الشهر العقاري بقصر ...

2007-09-23

Iran: ny mpibilaogy sy ny raharahan’ny « kadradraka ».

Herinandro lasa izay, namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an’Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka. Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin’ny mibilaogy iranianina, indrindra moa fa ireo monina eto Amerika avaratra. Ny Iranianina toy ny kadradraka Ny bilaogy “Iranian Truth” dia mihevitra fa toe-zavatra ...

2007-09-17

Mba misy zavatra tsara ve any AFrika?

Izany no fanontaniana miharo fandranitana voarain'i Kizzie, izay mpitoraka blaogy avy any Sudan vao tsy ela: We were in America and a famous Jewish-American human rights activist/writer/professor invited us for lunch. We talked and talked about the middle east/Islam/immigration/human rights issues and when my professor suggested they ask me something about ...

2007-09-14

Tanzania: Adihevitra Momba Ny Volonkoditra Sy Firazanana Mahaolompirenena.

Tovovavy Tanzaniana iray rehefa voahosotra ho Oliravina Vodacom Tanzania 2007 no niresadresaka tamin’ny mpanoratra ny Bongo Celebrity  Blog no latsa-bava nanao hoe:  “It’s sad that people have raise such an issue. I don’t see why they should, because I am not the only Asian born in this Country. In fact both ...