Brazil
Hélio Paz [pt] no miantso ny rehetra handray anjara amin'ny filaharambe ampilaminana hitakiana ny hanadihadiana ny filohan'ny Fitsarana Tampony Atoa Gilmar Mendes ahiahiana ho nanao kolikoly . “Hataontsika ho faharoa tafiditra amin'ny tantara taorian'ny fihetsiketseha-mpanoherna tao Porto Alegre ity raha ity”. Hanomboka amin'ny folo maraina ao Brique da Redenção ity famoriam-bahoaka ity anio Sabotsy 19/07.










Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiak...
- Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. Raha ...
- Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mio, sa...
Tohiny »