Tantara mikasika ny Fiainana Manokana

Korea Atsimo: Mpitsikilo, Bitsika ary Sangy

  01 Aogositra 2020

Nandritra ny fifidianana izay ho filoha dia nandefa bitsika 1,2 tapitrisa ny sampam-pitsikilovana sangany indrindra ao amin'ny firenena, ary ny Fibaikoana ny Ady anaty Aterineto an'ny Minisiteran'ny Fiarovana kosa nandefa bitsika 23 tapitrisa mba hampitongilanana ny fironan'ny daholobe ho amin'ny tombontsoan'ny governemanta

Lalàna 140: Fitsikilovana an'i Libanona

GV Mpisolovava  30 Avrily 2019

Manome antoka ny zo hanana tsiambaratelo amin'ny fampiasàna ireo fitaovana fifandraisana elektronika rehetra ny lalàna Libaney -- indrisy, matetika mandika izany lalàna izany ireo manampahefana.

The Public Voice: Fanamby manerantany ny zon'ny fiainana manokana

GV Mpisolovava  13 Avrily 2019

Andro manan-danja ho an'ny fiarahamonim-pirenena manerantany miaro ny tsiambaratelon'ny fiainana manokana sy ny fahalalaham-pitenenana ny 22 Oktobra 2012 . Nampiantrano fihaonambe iraisam-pirenena tao Punta del Este, Orogoay, ny fiaraha-mientan'ny The Public Voice (Feon'ny Vahoaka) ary nisy ny fanasana tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny resadresaka sy ny fifaneraserana tamin'ireo mpanentana.