Tantara farany mikasika an'i anao manokana
23/01/2013
#DELETECONTROL/: Fanentanana Hanoherana Ny Famoretana Aty Anaty Aterineto

Ny Sekoly Ambony Misahana Ny Fifandraharahana ao Pays-Bas, Hivos, izay miara-miasa amin'ny Global Voices Advocacy, ny Witness, ny Mideast Youth ary ny Tactical Technology Collective, dia mikarakara hetsika fanentanana antsoina hoe #DELETECONTROL/, hanampiana ireo mpampiasa aterineto tandindonin-doza hiady amin'ny famoretana anaty aterineto.






























RSS ho an i anao manokana 



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa