· Janoary, 2014

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Janoary, 2014

Fanosorana Nihoson-drà Sahady Taorian'ny Nahavitàny

  26 Janoary 2014

Mbola misy ireo tsy maty voalavo an-kibo ka mitetika fanakorontanana eto amin'ity firenena ity raha efa tokony ho zavatra hafa sy ny fampandrosoana no ifantohan'ny saina.[...] aoka tsy entina @ fifankahalàna sy fanompoana olona intsony ny vahoaka! [...]

Ireo Zavatra itiavako An'i Sodana Atsimo

  26 Janoary 2014

Naka ny Twitter mba hizaràna ny fitiavany ny fireneny amin'ny fampiasàny ny tenifototra #ThingILoveaboutSouthSudan ry zareo Sodane Tatsimo sy ny sakaizany. Tanaty ady i Sodana Atsimo hatramin'ny 16 Desambra 2013 taorian'ny andrana fanonganam-panjakana