Uzbekistan
Manohy mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.


Taorian'ny fanavotana ireo olona be mpahalala 15 azo takalon'aina teo ampelatanan'i FARC tamin'ny 2 jolay, dia nanapa-kevitra indray ny fikambanana izay efa nanao diabe nanoherana ny Vondrotafika revolisionera Kolombiana(FARC) tamin'ny 14 feboroary fa tokony hisy indray izany ny 20 jolay, androm-pahaleovantena nisitahana tamin'i Esipaina. Ny lahatsary sy ny sary no maneho ny fomba nankalazana ny fahaleovantena sy ny fanafahana avy amin'ny vazantany efatra, sy izay mifangarika amin'ny dikan'ny teny hoe firenena sy fahafahana.
2008-10-02

2008-09-24

2008-09-09
Manohy mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.
2008-08-19

2008-07-26
Nanomboka namoaka Bolongatsary Letoniana (Latvia photoblog) i Arnis Balcus : “Te-hampiranty izay hitako aho satria matetika heverina ho azo alaina maimaipoana ny zava-mahaliana ahy ary tsy mba tsikaritra loatra ihany koa. Eny, zavabitika tokoa ireo fa mbola hanjavona indray andro any, ary tahaka izany ny fanorenana sy ny rafitrano tamin'ny andro sovietika izay niserana ihany. Fa nalaiko (sary) ihany izy ireny ho tahiry satria omentsika lanaja ny zavatra iray rehefa tsy eo intsony.”
2008-07-12
Nasongadin'i Kamnagir, mpamaham-bolongana Iraniana, fa sary nalaina nandritra ny fanandramana tahaka ity 2 taona lasa izay ny sary navoaka lazaina ho fanandramana fandefasana balafomanga notontosaina vao teo iny. Raha te-hamaky bebe kokoa ianao dia vakio ao amin'nyView From Iran (fijery avy aty iran) sy New Yrok Times blog.
2008-07-06
2008-07-05
Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany
- Y sin embargo, algunos todavía creemos que un mejor país es posible
Tohiny »