· Janoary, 2013

Tantara mikasika ny Vaovao tamin'ny Janoary, 2013

Venezoela: Nanaovana Bemidina Ny Tranon'ny Mpampiasa Twitter Iray

GV Mpisolovava  13 Janoary 2013

Notafihan'ireo manamboninahitry ny fitsikilovana Venezoelana ny tranon'ilay mpampiasa Twitter, Federico Medina Ravell ny Alahady 6 Janoary, izay araka ny voalaza dia ao ambadik'ilay kaonty @LucioQuincioC. Ahiahiana ho mampiely tsaho momba ny fahasalaman'Atoa Hugo Chávez io mpitoraka bilaogy kiritika io