· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Vaovao tamin'ny Desambra, 2012

Costa Rica: Nanasonia Ny Fanambarana Fahalalahan'ny Aterineto Ny Filoha

GV Mpisolovava  06 Desambra 2012

Nanao sonia [en] tao amin'ny habaky ny Fanambarana ny Fahafahan'ny Aterineto [mg] ny Filoha araka ny Lalampanorenana ao Costa Rica Rtoa Laura Chinchilla ary hiantso ny mpitondra amin'izao tontolo izao " hiaraka amintsika hitandro sy hamelona sy hiaro izany fisokafana sy fahafahana azo anorenana ny hoavy mamirapiratra izany"