The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Music Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Music

2007-10-19

Ny rap’ny mpampianatra Feng Shui

Kevin, mpitoraka bilaogy, dia namoaka anterineto horonan-tsarin-kira rap roa momba ny Feng Shui sy mpampianatra feng shui roa, Mak Ling Ling sy So Man Fung (sinoa). Ny Feng Shui dia taranjan’ny maritrano, ny lamin’ny fanaka anatiny, sy ny faminaniana ny ho avy. Ireo mpampianatra feng shui ireo taloha dia olona tsotra ...

Trinite sy Tôbagô : Fetin'ny indizeny

Ny blaogy Now is Wow [Anglisy] dia mitantara ny fetin'ny indizeny [mponina efa teo hatrizay] avy any Trinite izay natrehiny. Janine Mendes-Franco

2007-09-16

Etiôpia : Mpitoraka bilaogy momban'ny Millenium Etiopianina

Tamin'ny faha 11 septambra 2007, na 1 Merskrem 2000, no niditra tamin'ny Arivotaonany faha-telo i Etiopia raha araky ny alimanaka Ethipianina, fito taona aorian'ny alimanaka Georgianina. Vanimpotoana lehibe tokoa ka nifantoka tamin'izany fankalazana izany ny mpitoraka bilaogy Etiopianina. Nanazava tsotsotra tamin'ireo mpamaky azy vaovao i Ferenge Addis Blog: Ethiopia follows the Julian Calendar. ...

2007-09-13

Madagascar ,
France

Niverina i Rossy
Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany, izay nilaozany ho any Frantsa taorian'ny fifidianana 2002 izay nisy fifandifirana nahery setra. Misy videon'ny hiran'i Rossy farany koa natorak'i Hari.

Jennifer Brea