· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Novambra, 2013

Bitsik'i Karaiba Ho An'i Tessanne Chin

  10 Novambra 2013

Miezaka mafy ny handresy tamin'ny andiany faha-5 -n'ny The voice tao amin'ny NBC i Tessanne Chin, ilay Jamaikana mpiangaly mozika mampihetsi-po - ary isan-kerinandro dia maneho ny fanohanany azy ireo Jamaikana mpisera anaty aterineto.