· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Oktobra, 2010

Brunei sy ny hiran'i Maher Zain

  17 Oktobra 2010

Manamafy ny fivantanan'ny hirany ho an'ny ankapoben'olona ny nitsidihan'ilay mpihira Maher Zain , izay fantatra fa mifototra amin'ny amin'ny aingam-panahin-kira Islamika, an'i Brunei. Mbola manako any amin'ny tontolom-bolongana sy tontolon-tsioka an-tserasera (twittersphere) ihany hatramin'izao ny nitsidihan'i Zain tany Brunei vao tsy ela akory izay.