· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Avrily, 2008

Ethiopia : Mpihira kalaza tohanan'ny mpiblaogy nohon'ny fisamborana azy

  29 Avrily 2008

Nirongatra ny hanohana ny mpihira Teddy Afro izay kalaza indrindra any aminy ireo mpiblaogy Ethiopiana, taorian'ny nampiakarana azy fampanoavana nohon'ny fahafatesan'ny zatovo iray izay voadonan'ny fiarakodia izay nandositra tany an-drenivohitra Addis-Abeba. Ny ankamaroan'ireo mpiblaogy dia mihevitra fa nararaotin'ny fitondrana hiampangana an'i Afro fotsiny izany, nohon'ny fankahalany ny halehiben'ny lazany sy ireo tononkirany izay...

Zimbaboe : Mofo sy Raozy

  19 Avrily 2008

Ny namana Fatso [Comrade Fatso] izay mpanakanto miblaogy no manolotra antsika sombiny amin'ny hirany farany Bread and Roses [Mofo sy Raozy], izay mivoaka any Zimbaboe : The hit song from Comrade Fatso and Chabvondoka's new album, House of Hunger. Sung from the perspective of a vendor during Mugabe's vicious Operation...