· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Septambra, 2007

Etiôpia : Mpitoraka bilaogy momban'ny Millenium Etiopianina

  16 Septambra 2007

Tamin'ny faha 11 septambra 2007, na 1 Merskrem 2000, no niditra tamin'ny Arivotaonany faha-telo i Etiopia raha araky ny alimanaka Ethipianina, fito taona aorian'ny alimanaka Georgianina. Vanimpotoana lehibe tokoa ka nifantoka tamin'izany fankalazana izany ny mpitoraka bilaogy Etiopianina. Nanazava tsotsotra tamin'ireo mpamaky azy vaovao i Ferenge Addis Blog: Ethiopia follows...

Madagasikara: Niverina i Rossy

  13 Septambra 2007

Niverina i Rossy Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany, izay nilaozany ho any Frantsa taorian'ny fifidianana 2002 izay nisy fifandifirana nahery setra. Misy videon'ny hiran'i Rossy farany koa natorak'i...