Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Febroary, 2012
Etazonia: Asiana Indray Ny Kolontsain'ny Mpifindra Monina
Niteraka fahatafintohinana ny fanapahan-kevitra hanaisotra ny tetikasa fampianarana Meksikana-Amerikana, izay efa napetraka tao amin'ny sekolim-panjakana ao an-tanànan'i Tucson, ao Arizona, tamin'ny taona 1998. Ho an'ny maro an'isa, ny fanesorana ny tetikasa sy ny fandraofana an-keriny ireo boky toy izao dia mampiseho mazava ny fomba konservativa tafahoatra, izay manohintohina ny harena ara-kolotsaina sy...
Trinite & Tobago: Miresaka Ny Zava-drehetra Momba Ny Fitiavana Ny Mpitoraka Bilaogy Karen Walrond
Ny tena fitiavana dia mbola maro lafy mihoatra noho ny fitiavana romantikan'i Eros; inona no fanomezana tsara indrindra amin'ny Andron'ny Mpifankatia ankoatry ny firesahana momba ny fitiavana miaraka amina Karaibiana iray mpitoraka bilaogy izay mipetraka indrindra amin'ny fanomezana fitiavana sy hery miabo anatin'ny tontolon'ny bilaogy no asany?
Hong Kong, Shina: Fifanarahana Fahazoan-dalana Ny Vahiny Hitondra Fiara Miteraka Tahotra sy Hatezerana
Niakatrakatra ny fifanenjanana teo amin'i Hong Kong sy i Shina tanibe tao anatin'ny volana vitsivitsy izay. Raha maharomotra ny gidragidra madinika, tahaka ny rombo tanaty fiaran-dalamby, dia niteraka sahotaka sy fahatezerana teo amin'ny mponin'i Hong Kong ny nanasoniavan'ny fitondrana ao Hong Kong sy ny fitondrana ao Guangdong tsy nisy fakana ny hevitry...
Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga
Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.