Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Desambra, 2007
Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963
Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo amin'ny kianja Mena anivon'ny tanànan'i Maosko [Red Square | Place Rouge], mpianatra 500 no indray niray hina ho fanoherana ny...
Senegaly : Lahantsary avy any amin'ny nosy Goree
Ny blaogy Seckasysteme dia mamoaboafy mikasika ireo zavatra tsy faseho-masoandro izay nitranga fahiny tany amin'ny nosy Goree any Senegaly araky ny fanambaran'i Boubacar Joseph N'Diaye, mpitahiry ny trano rakitra any an-toerana : « La somme de misères et de morts qu'avait produits la traite des Noirs, est au-delà de tout...
Kiobà : Nifidy « Tsia » ny tany Venezoelà
Ny mpiblaogy Child of the Revolution [Zanaky ny Revôlisiona] dia : « with great interest for the Castro regime's response » « tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro » ny “Tsia” izay nosafidian'ny mponina tany Venezoelà asetry ny soso-kevitry ny filoham-pirenena Hugo Chavez hanova ny lalàm-panorenana.