Tantara misongadina mikasika an'i Fikisahana & Fifindrà-monina
-
Ilay Tsara Tarehy sy ilay Biby Tsy Voafehy? Naharomotra Ny Nasionalista Rosiana Ilay Oliravina “Foko Hafa” Nandresy
10/03/2013
-
Karaiba: Inona No Nitranga Tamin'ny 2012 (Tapany 1)
07/02/2013
-
2012 : Taonan'ny Fikomiana sy ny Fivoaran'ny Fiaraha-monina Any Amin'ny Firenena Mpiteny Frantsay (Frankôfôna)
11/01/2013
-
varotra Vehivavy Iraisampirenena : Foanana Sa Arindra Ny Fampanofàna Tena? – Ampahany voalohany-
08/01/2013
-
Fiainana Ara-pananahana Tapa-kofehy, Endriky Ny Vehivavy Breziliana Maneran-Tany?
29/12/2012
Tantara farany mikasika an'i Fikisahana & Fifindrà-monina
02/06/2013
Amazona Breziliana : Mitolona Haharaka Ny Onjan'ny Fitombon'ny Mponina Ao Amin'ny Toby Famokarana Herinaratra
Mitarika fanorenana fotodrafitrasa toy ny sekoly, tobim-pahasalamana, ary tobin'ny mpitandro filaminana ny firongatry ny vahoaka manamorona ny reniranon'i Madeira any Brezila noho ny fisian'ilay fanaovana tohodrano ao amin'ny fanjakan'i Ronônia. Nefa ny mpitondra eo an-toerana tsy mety manome fahafaham-po.
28/05/2013
Brezila : Nesorin'ny Toby Famokarana Herinaratra Saingy Niverina Eny Amoron-Drano ny Mponina
Nafindra toerana any amin'ny tanàna naorina manokana hipetrahany ireo mponina tamoron'ny rano noho ny tsafodrano nateraky ny fanorenana ilay toby famokarana herinaratra Jirau any Amazona Breziliana. Niverina nanamorona ny rano ihany anefa izy ireo satria tsy mety aminy ilay fomba fiaina vaovao. Nahatonga fisalasalana ho an'ireo mponina amoron'ny rano ity seho ity satria mampanahy azy ireo ny ho avy, rahatrizay ka vita ny asa fanorenana ary tsy hisy intsony ny asa.
22/05/2013
Tiorkia: : Mpialokaloka Siriana No Voaheloka Taorian'ilay Fipoahana Tao Reyhanli
Ny 11 May, Reyhanlı [en] tanàna Tiorka kely any amin'ny sisintany manasaraka an'i Tiorkia sy Syria, no teo ambany fanafihan'ny mpampihorohoro. Io no fanafihana mpampihorohoro goavana indrindra [en] teo amin'ny tantaran'ilay firenena repoblikana 90 taona. Ireo mpisera ety anaty aterineto dia naneho hevitra mikasika ilay fipoahana, ny fandraràna iray napetraky ny governemanta amin'ireo media momba ilay zava-doza ary ny fikendrena ireo Siriana mpialokaloka naterak'izany
08/05/2013
Vehivavy, Kongolezy Ary Minisitra Ao Anaty Governemanta Gaovao Italiana
Notsaohan'ny tontolon'ny bilaogy afrikana ny fanendrena an'i Cécile Kyenge, profesora mpitsabo avy amin'ny mpiavy, ho eo amin'ny toeran'ny Ministre de l'Intégration ao anatin'ny governemanta italiana.
21/04/2013
Nifidy ny Kandidà Mpanohitra Capriles Ny Ankamaroan'Ireo Venezoeliana Ao Panama
Nanaraka akaiky ny fifidianana natao tao Venezoelà tamin'ny Alahady 14 Aprily 2013 lasa teo i Panama, izay ahitana mponina Venezoeliana marobe. Nahitana ny fihetseham-pon'ireo Venezoeliàna monina ao Panama ny tambajotra sosialy, tahaka...
Niteraka Hatezerana Tao An-Tanàna Kely Ao Espaina Ny Herisetra Mihatra Amin'ireo Mpifindra Monina
Nazera avy eny ambonin'ny tetezana i Moulaye Ndiaye, mpivaro-mandeha sy teraka Senegaly ny andro mialoha ny fetibe Tomatina [es] 2012 ao Buñol, Valencia, ao Espaina. Teo am-pivarotana ny entambarotra nandritra ny...
19/04/2013
Tanora Haisiana-Dominikana Mitaky Hanan-Jò Ara-Dalàna
Tanora Dominikana lahy sy vavy manana fiaviana Haisiana manodidina ny 50 eo ho eo no nanomana tao amin'ny Movimiento Reconoci.do [es], diabe niainga avy tao amin'ny Katedralin'i San Pedro de Macorís Cathedral...
18/04/2013
Mitolona Mba Ho Velona Ireo Mponina Nafindra Toerana Nohon'ny Toby Famokarana Herinaratra
Rehefa nakisaka ho any Mutum Parana Vaovao – tanàna iray naorin'ny orinasa Energia Sustentável ho toeram-ponenan'ireo enjeniera sy mpiasany – ireo mponina teny amoron-drano izay nakisaka niala tamin'ny vondrom-piarahamonina nisy azy ireo mba hahafahana manone alàlana ny toby famokarana herinaratra ao Madeira River hanafotra rano ilay faritra dia namantana “tanàna matoatoa”, toerana iray izay toa sarotra ho azy ireo ny hiaina ao.
08/04/2013
Ao An-Tokantrano No Miainga Ny Fampandrosoana Maharitra Rehefa Midangana ny Vidim-Piainana
Notendrena hitatitra mivantana amin'ny bilaogy mandritra ny Forum Manerantany momba ny Fampandrosoana OCDE ao Paris ny 4 sy 5 Avrily 2013 ny bilaogeran'ny Global Voices. Ho fitarihana mialoha ny fihaonana,...
21/03/2013
Tanora Espaniola Mitsoa-ponenana : “Tsy Niala Izahay Fa Noroahina!”
Iray amin'ireo vokadratsy mahatsiravina nateraky ny krizy ny tsy fananan'asan'ny tanora ao Espaina, izay tafakatra 55,6%. Manoloana io isa mampitebiteby io, niantso ny amin'ny tokony handraisana fepetra maika ny Vondrona Eoropeana...






























RSS ho an i Fikisahana & Fifindrà-monina 









tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...