Mpandika Tomavana
· 12:30 am
· Israel · Palestine
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa.
Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa Palestiniana iray, dia naka lahatsary ireo olona misaron-tava izay nidaroka sy nanao herisetra ny sasany amin'ny fianakaviany, vokatr'izany dia nanokatra fikjatsahana ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 7:15 pm
· Uzbekistan
Amin’izao fotoana, i Ozbekistana dia mitoetra ho iray amin’ireo firenena mpamoritra aty amin’ny faritra ary mifehy mafy ny fampahalalàm-baovao mitodika amin’ny daholobe. Na dia misy aza ireo fampanantenana poak’aty [anaran-tsy very] ho fiantohana ny fahalalahàm-pitenenana, dia tsy afa-bela amin’ny fanenjehan’ny governemanta hatrany ny fampahalalàm-baovao. Ny toko faha 5 ao amin’ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Inoan'ilay mpamaham-bolongana Trinitita Attillah Springer fa hampivoatra zavatra maro ny onjam-piovana entin'i Barack Obama:
“Onjam-piovana iray tiako handom-baravarana aty amintsika izy ity ka hanaisotra amintsika ny fiesonana sy ny fahabangan'ny fototra politika eto amintsika. Eny indrindra, isika koa afa-manova. Afa-manova ny politikantsika isika.”
#
Mpandika Pissoa
· 6:55 pm
· D.R. of Congo
I Cedric Kalonji dia mpilaza vaovao ao amin'ny Radio Okapi, ary mpanoratra ny blaogy mety malaza indrindra avy ao Kongo.
Fa ankoatra ny asany ao amin'ny radio sy ny fitorahana blaogy dia mpaka sary matihanina koa i Kalonji. Nandritra ny andro maromaro izay dia mitety ny sary apetrany ao amin'ny Flickr ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 3:06 pm
· Madagascar

[SASIN-TENY AVY AMIN'NY MPANDIKATENY : Araky ny fanamarihan'ny namana Jentilisa dia Feso no dikantenin'ny dauphin. Mba hahatsotra ny famakiana ny lahatsoratra anefa dia ny teny Trozona (trondro vaventy be) izay nadika avy tamin'ny lahatsoratra Anglisy hoe Whales no nofidiako hampiasaina]
Tsikaritra tamin'ny voaloamboloahan'ity volana Jona 2008 ity fa nisy andian-trozona manao “loham-boatavo” efa mahatratra ...
6 hevitra · Tohiny »
Hoy i Moses Paul, miresaka ny famoretana ny mpanao gazety ao Oganda : “Nametraka rafitra vaovao ny governemanta ka mampiseho fomba iray indray hamehezan'ny fanjakana ny fampahalalam-baovao. Tsy vao voalohany io amin'ny fomba tsy manaraka ny lalam-panorenana ataon'ireo manam-pahefana ao amin'ny governemantan'ny Filoha Museveni mba hanafoana ireo fampahalalam-baovaovao tsy miankina amin'ny fanjakana.”
#
Mpandika Tomavana
· 3:03 pm
· Madagascar
Raha mbola mankafy eo am-panarahana izay fiadiana izay ho tompon-dakan'i Eorôpa amin'ny taranja baolina kitra UEFA izao tontolo izao, firenena maro any Afrika no tsy afaka manaraka afatsy lalao 8 monja. Ny namana Jentilisa, dia manazava fa ny fikambanana AFNEX (African Network and News Exchange) no nametra izay isan'ny fifandonana ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 9:17 pm
· Russia
Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka blaogy Rosiana hita tao amin'ny lahatsoratr'i Clifford J. Levy izay nadika tamin'ny teny Rosiana. Nadika amin'ny teny Anglisy ny 45 ...
2 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 1:42 pm
· Uganda
Moses Paul Sserwanga izay mpanao gazety sy mpisolovava ao amin'ny fitsarana avo any Oganda no mitsikera ny paika fampitam-baovao tena diso tanteraka an'ny fitondrana any Oganda :
Govt got its media strategy totally wrong. Government has heightened its preparedness to clamp down on the independent media. President Museveni’s attack on Daily ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 6:51 am
· Bermuda
Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia fampibaribariany ny fisian’ny zava-tsy manjary any anatin’ny andrim-panjakana Bermuda any mba hanalavirana ny mangarahara sy ny maha-tompon’antoka ao anatin’ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »