· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Mey, 2008

Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube

  23 Mey 2008

Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe CitizenNews [vaovaon'ny olontsotra]. Ireo Vlogger [video+blogger mpiblaogy amin'ny alalan'ny lahatsary] dia afaka misoratra anarana ary mampariaka ho hitan'izao tontolo izao...

Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey

  14 Mey 2008

Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.

Zimbaboe : Nisy nanodikodina ve ny Gazety iray fehezin'ny fitondrana ?

  14 Mey 2008

My Zimbabwe today no manontany tena raha nisy nanodikodina ny vohikalan'ny gazety Herald any Zimbaboe : The Herald newspaper's website has been down since it was hacked over the weekend. Currently the website will re-direct you to the Sunday Mail website another arm of the government's propaganda machine. The state...

Oganda : Famehezam-bava ireo mpanao gazety

  14 Mey 2008

Moses Sserwanga no mizara izay fijeriny rohy mampitohy ny fahafahan'ireo mpanao gazety sy ny demokrasia any Oganda : At Daily Monitor, no less than 10 journalists including senior editors are at various stages of prosecution for alleged publication of false news, criminal libel and sedition. This is irrespective of the...

Rosia: George Watts sy Dmitry Medvedev

  12 Mey 2008

Robert Mackey no manoratra ao amin'ny the New York Times’ The Lede momba  “ny ‘Feon'i Rosia Ankehitriny'” – sy ny feon'ny filoha Dmitry Medvedev nandritra ny lanonam-panokafana: “[…] George Watts, ilay mpanentana teraka Kanadiana izay nifindra tany amin'ny Firaisana Sovietika tamin'ny taona 1952 niaraka tamin'ny ray aman-dreniny. Talohan'ny naharava ny...

Libanona: Foibe TV hitsangana voaroba

  11 Mey 2008

“Nitomany araka izay tratry ny heriko aho raha nandre fa tandindonin-doza ny tanàna ravan'i(vohitra haolo) Baalbek. Tsy mampivarahontsana ihany fa mahatsiravina ihany koa, toa hoe potika tanteraka avokoa ny tahirin-kevitra, tahirintsary (tahiry 18 taona) ary tahirom-peon'ny foibem-pampielezantsary (TV) iray vao saiky hisokatra!” voasoratry Mirvat momba ny fahapotehana trano fampielezan-tsary iray.

Korea:Ny fitsidihan'ny filoha Koreana an'i Etazonia sy ny mpampita vaovao

  09 Mey 2008

Natao tamin’ny Aprily teo tany Washington ny fihaonana an-tampony voalohany teo amin’i Amerika sy Korea Atsimo hatramin’ny nahavitan’ny fifidianana filoham-pirenena koreana. Nisarika ny sain’ireo mponin’ny aterineto ity fitsidihan’ny Filoha Lee Myung Bak an’i Etazonia ity. Ankoatry ny votoatin’ny resaka nifanaovan’ny roa tonta, dia ny hoe ahoana no fomba hanehoan’ireo mpampita...

Brezila: Famonoan-jaza ataon'ny fampahalalam-baovao fampisehoana

  03 Mey 2008

Maty tao anatin’ny toe-javatra tsy dia mazava loatra ny zazavavy iray. Ny rainy sy ny renikeliny avy hatrany no voalohany ahiahian’ny haino aman-jery sy ny hevitry ny olona amin’ny ankapobeny, saingy mbola andalana ny fanadihadiana ofisialy. Mba mety ve ny mampino mponina mahatratra 160 000 000 heloka famonoana ny zanany vavy alohan’ny fivoahan’ny didim-pitsarana amin’ity raharaha ity? Fa inona daholo ny resaka manodidina sy ambadik’ity raharaha ity ? miresaka momba izany ny tontolom-bolongana breziliana.