Global Voices teny Malagasy » Literature

Eritrea: Fifandraisana arak'asa soratra amin'i Rosia
Semantic Eritrea no mitatitra fa nanapa-kevitra hanamafy ny fifandraisana eo aminy sy Eritrea ny fitondran'ny federasiona Rosiana amin'ny alalan'ny fananganana tsangambarahin'ny poeta malaza Alexander Pushkin, sy  Foiben-kolontsaina Pushkin ao andrenivohitra Eritreana Asmara izany. Ny nahatonga ny fifandraisan'i Pushkin sy Eritrea (Erythrée ho an'izay tsy mahazo resaka) dia niatomboka tamin'ny raibeny izay voalaza fa nisy naka an-keriny tao amin'ny tanàna kely nisy azy tao atsimon'i Asmara fony izy mbola boay kely, hoy ny nolazain'ny mpamaham-bolongana.

Ezypta: Boky amerikana
Ny mamaham-bolongana Ezypsiana Asmaa Yasser - Dawn - eto no manoratra ny zavatra niainany tao amin'ny famakiam-bokin'i Mubarak ho an'ny daholobe:

اعتدت منذ صغرى على الذهاب الى هناك.. الى مكتبة مبارك_الموجودة بشارع مراد بالجيزة_للقراءة واستعارة بعض الكتب..أحبها جدا لأنها تحوى الكثير من الكتب التى شكلت جزء من تفكيرى ووعيى فى فترة طفولتى

ما لفت نظرى هو ما رأيته فى المرات الأخيرة التى ذهبت فيها الى هناك وكنت بصحبة أصدقاء لى كبار وصغار..وجدنا رفوف جديدة فى قاعة الصغار عليها مجموعة من كتب وقصص الأطفال والتى تبدو هيئتها الجديدة والجميلة من على بعد..لفتت نظر الأطفال فأشاروا الينا ان نذهب لنراها عن قرب..وجدناها صادرة عن عدة دور نشر و وجدنا هذا الشريط المطبوع أسفل أغلفتها..شريط أبيض مكتوب عليه بوضوح “من الشعب الأمريكى”..أظنها جزء من المعونة على شكل ثقافى..أحببت أن تشاركونى رؤيتها وما تكون لدى من خواطر حول ذلك.

Mahazatra ahy, hatramin'ny fahakeliko, ny mankao amin'ny famakiam-boky ho an'ny daholobe Mubarak Public Library, izay miorina ao amin'ny lalana Mourad any El Guiza. Tena tiako tokoa ny nankao satria ny boky hitako tao dia nanefy ny mahaizaho ahy sy ny fomba fisainako.

Fa tamin'ny nakanesako faramparany tao niaraka tamin'ny namako, no nanamarihako talantalana vaovao tany amin'ny efitra natokana ho an'ny ankizy, ary milamina koa ny boky eo amboniny. Tonga koa moa ny madinika indrindra taminay dia nahamarika io koa ka nitarika anay mba hijery eny koa. Ary teo no nahitako fa misy ny sarim-pamantaran'ny USAID izy ireo. Ary dia nieritreritra aho fa anatin'ny fandaharan'asa  fanampiana tsy voasokajy ao ho ara-tafika ireo boky ireo, fa manana endrika kolonotsana kosa indray. Ary dia zaraiko aminareo ny eritreritro momba ireo boky vaovao ireo.

كان اول تلك الخواطر شعور داخلى ببعض الحزن..كثيرا سيتفق معى على أننا لا نحمل عداءاً للشعب الأمريكى ولكن عداءنا الحقيقى للسياسة الأمريكية.. ولكننى فى نفس الوقت لم أرتضى داخليا ان يصل أطفالنا الى مرحلة تهدى اليهم فيها الثقافة كمعونة او هدية وليست حتى من خلال برنامج تبادلى بيننا وبينهم تنتقل فيه كتب الاطفال من هنا لهناك والعكس

nalahelo aho tamin'ny voalohany sa… satria miara-manaiky aminareo izahay fa tsy dia manana fankahalana  ny vahoaka amerikana loatra,  fa ny tena halanay dia ny politikan'ny raharaham-bahinin'ny fitondrana Amerikana … saingy tena tsy tiako kosa eto ny nanolorana ireto boky ireto tamina endrika fanampiana na tolotra fa tsy tamin'ny alalan'ny fifanakalozana ara-kolontsaina.

ولكن ما ان مررت على بعضها حتى وجدت ملمح اخر يميز الكثير منها..ملمح كثيرا ما وجدته واضحا لى فى معظم الانشطة القادمة الينا من الغرب او باشرافه

كثير من كتب المجموعة على هذه الشاكلة..هى معانى راقية ولكن الا تلاحظون كم هى مفصولة عن مرجعيتنا الاسلامية..فليست هناك اشارة ولو بسيطة الى ربط قيمة كالتسامح عند الطفل بحب الله له او بقدوة فى تاريخنا القديم او الحديث..يمكن تبرير ذلك بان الطبيعى لكاتبة لا تدين بالاسلام_على قدر ملاحظتى_ان لا ترجع الامور اليه..لكن النقطة الهامة هنا هى انهم _واحتملوا منى شيئ من نظرية المؤامرة المدروسة:)_ يمدون الينا يد العون بكتب مهداة الينا تحمل بداخلها قيم فى اصل اسلامنا وهويتنا ولكنها مفصولة عنها .

Fa arakaraky ny nanombohako namaky ireo boky ireo koa no nananako fahatsapana hafa. Ary izany fahatsapana izany dia iraisana amin'ireo asa ara-kolontsaina izay aobndrana eto amintsika avy any amin'ny tandrefana sady eo ambany fanaraha-masony rahateo.

Manana haja sy fahendrena tokoa ireo boky ireo, saingy izy rehetra ireo dia tsy mifanaraka amin'ny fomba fisainana silamo. Tsy nahitako na dia iray aza nanandratra ny amin'ny famelan-keloka ohatra ho an'ny finoantsika sy ny lova napetraky ny kolontsaintsika. Normal ihany izany satria tsy Silamo tsinona ny mpanoratra ary izay no tena mahaliana ahy - ary miala tsiny aho amin'ity ahiahy amin'ny fisiana famelezana ambadika ity  - fa natao hanasaraka ny haja sy ny fomba fisainantsika amin'ny finoana silamo ananantsika ireo boky ireo.

نجد أنفسنا امام أمرين اما التفاعل بوعى مع كتب وقصص كتلك واما الابتعاد عنها مؤثرين السلامة واللجوء الى الحلول الأسهل كحصر مجال القراءة على الانتاج ذى الطابع الاسلامى المباشر..أجد نفسى بالطبع مع الحل الأول وهو التفاعل معها وعدم غلق اعيننا واعين اطفالنا عنها لكن مع وعينا وحرصنا على ان نربطها لهم باسلامنا وهويتنا واخلاق نبينا وقدواتنا بشكل محبب بل و يروها فينا واقعا يعاش من حولهم

Ary eto ampamarana dia manana safidy roa isika, na hanapa-kevitra hamaly amim-pahendrene nyamin'ireo boky ireo na manao izay hanalavirana ny ankizy tsy hikasikasika azy ireo  ary mametra ny vakinteniny ho amin'ny boky Islamika ihany. Fa izaho kosa dia mandray ny safidy voalohany mamela ny ankizy hamaky ireo boky ireo saingy miezaka kosa etsy andaniny mametraka ao an-tsainy amin'ny alalan'ny  fampitahana sy amin'nyfomba itiavan'ny ankizy ny mihaino azy  ny hasin'ny fisainana islamika sy ny fampianaran'ny Mpaminany.

Angola: Tononkalo ho amin'ny Blog Action Day
Namoaka ny tononkalony iray ho fandraisana anjara amin'ny Blog Action Day (indray andro ihetsehan'ny bolongana) i  Admário Costa Lindo [pt]. Tononkalo iray niainana momba ny hanoanana nosoratany tamin'ny taona 1974 io, ary ny dika teny anglisy io azo trandrahina io.

Herinandron'ny fampahalalana ny moana marenina: fomba hafa hampitan-kafatra
Moa fantatrao fa maro amin'ny moana izay mampita hevitra amin'ny alalan'ny fipeliky ny tanana, no mihevitra io fipeliky ny tanana io ho fiteniny voalohany ary ny teny voasoratra kosa ho fiteniny faharoa? Tsy nahalala aho manko fa soa ihany fa nahita ireo lahatsary ampolony nasehon'ny avy ao amin'ny fikambanan'ny moana manerantany, teo aho vao naheno ny momba io sy lohahevitra hafa tsy fantatro teo aloha. Hotontosaina mandritra ny herinandro farany amin'ny volana septambra ny herinandro iraisam-pirenena natokana ho an'ny moana marenina, ka mandritra izany fotoana izany no handefasako lahatsary mikasika ny moana marenina manerana ny tany, koa mino aho fa ainga tsara hahalalanao bebe kokoa momba io kilema iray io sy ny fiainan'ireo olona miaina anatin'io fahalemana io ireolahatsary manaraka ireo.(lahatsoaratra nadika jerena)

Avy amin'i Manos Cuenteras avy any Arizantina (mpiresaka amin'ny alalan'ny tanana)[es] ny lahatsary voalohany. Manararaotra ny Androm-pirenena ho an'ny moana marenina tany Arizantina ry zareo hilazany amin'ny mpamaky azy fa hivoaka tsy ho ela boky fitantarana amin'ny alalan'ny tanana sy amin'ny teny Esipaniolona ho an'ny ankizy. Ao amin'ny fanehoan-kevitra momba ny rakikira an-dahatsary Esipaniolona mampiseho ireo olona mandika ny boky be mpividy manerantany tahaka ny Andrin'ny tany (Pilliers de la Terre), Harry Potter, Rômeô sy Zolieta ary ny boky hafa ho amin'ny firesahan-tanana Esipaniolona, no hanazavan'ny mpampiasa ny YouTube ny fahasahiranan'ny moana marenina mamaky sorateny satria tsy mifandraika loatra amin'ny fiteniny andavanandro ny vakiany ao.

Tsy teny iraisam-pirenena moa ny tenin'ny tanana fa miankina amin'ny teny ambava ihany. Maro ny firenena samy manana ny fanaovany azy ary matetika no tena samihafa tanteraka tahaka ny an'ny Britanika sy ny any Etazonia na dia mitovy fiteny aza ireo firenena roa ireo. Azonao jerena eto ihany ny fampahafantarana bebe kokoa momba ny tenin'ny tanana, ary hotantarain'ny mpampiasa YouTube mergfkt amintsika ihany koa ny tantaran'ny resaka amin'ny alalan'ny tanana Amerikana sy ny fiaraha-monin'ny moana marenina amin'ny ankapobeny.

Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poeta manandaza
Miray feo amin'ny fahatsiahivana an'i Rado poeta Malagasy malaza ny tontolom-bolongana Malagasy. Nanoratra ny antsipirian'ny tantaram-piainany i Jentilisa  :

“Zanaka mpitandrina ny tenany, teraka tamin'ny 1 oktobra 1923 (tapabolana sisa manko) ary Ankadivato ilay fonenana nahalehibe azy. Notezaina tanatin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ny tanindrazana tahaka ireo hafa novolavolaina tanaty lasitra protestanta nandritra ny fanjanahantany”

Avy amin'ny lafin-drainy dia taranaka fahadimin'ny fianakaviana ivoahana mpitandrina protestanta hatrany izy, ary araka ny nolazain'i tebokaefatra  kosa raha amin'ny lafin-dreny dia avy any Amboanana

“…ilay vohitra kely ao atsimon'Arivonimamo, izay nisehoan'ireo Menalamba sahy nanohitra voalohany indrindra ny Fanjanahantany teto Madagasikara. Araka izany koa dia mba nandova ny ran'ireo tia tanindrazana tsy nanaiky hozogain'ny vahiny.”

Tahaka ny tanora protestanta maro tamin'izany fotoana izany, dia mpikambana tao amin'ny fikambanana Skotisma ihany koa izy, ary nohamafisin'ny rainy tamin'ny alalan'ny fitaizan'ny takariva amorom-patana nampitiavana ny teny sy ny ohabolana (kolontsaina sy zavakanto) malagasy ho an'ny zanany izany. Nianatra tamin'ny sekoly protestanta samihafa tao an-drenivohitra izy ary nanovo fahalalana tany Strasbourg, France handalina momba ny fanaovan-gazety. Mitandro ny fahaleovantenany izy ary na dia tsara karama tamina trano fiantohana Preservatrice tao Antananarivo aza izy dia niala ka naleony nanangana ny gazetiny “hehy” niaraka tamin'ny rahalahiny Celestin. Nianatra tao amin'ny Minisiteran'ny kolontsaina izy taorian'izany.

Nanana talenta maro izy ka nampiasa ny tanany ho amin'ny hosotra sy ny sokitra ary ny paika. Namoron-kiram-pivavahana ihany izy ho fanehoany ny fijoroana maha-Kristiana azy. Fa ny tena ahafantarana azy kosa dia ny fanoratana tononkalo izay tsy nitsaharany mihitsy raha tsy efa tsy manam-pahafahana hanao izany intsony.

Namoaka bokin-tonokalo folo izy ka anisan'izany ny  Dinitra (1973), Ando (1977), Zo (1989), Sedra (1993), Ny teny Malagasy (1994), tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany (2002), ny Voninkazo adaladala (2003) ary  ny fiteny roa (2008). Maro amin'ny tononkalony no navadiky ny mpanakanto Malagasy maro malaza ho hira. Ary tsy maintsy nianarana tany amin'ny sekoly ambony ny Dinitra. Namoaka iray tamin'ny tononkalony izany nasian'ny mpanakanto feony i  Vola.

Tia ny manjono sy ny misangy amin-jafikeliny izy. Ary manana ny mari-boninahitra Malagasy (rehetra) izy.

Mbola manoatra noho izany ihany koa dia mpandala ny teny malagasy izy no manohana ihany koa ny “Fanagasiana“, na ny fampiasana ny teny Malagasy hampianarana fa tsy ny teny frantsay. Nandamoka ny  Fanagasiana noho ny kilalao maloton'ny mpanao politika indrindra indrindra amin'ny filalaovana ny mpianatra. Namoaka ny kabarin'i Rado iray manontolo tao amin'ny Akademia Malagasy tao Antananarivo  Rabelazao , izay nanazavan'i Rado hoe nahoana moa ny teny malagasy fa tsy ny teny malagasy mifangaro teny vahiny no mahomby indrindra amin'ny fampitan-dresaka sy ahazoana ny fanohanan'ny Malagasy ny fony.

“…ny fo no tanamilina ao anatin'ny olona, ka manentana ary manome azy toetra entiny miatrika toe-javatra iray. Ny enti-manentana ny fo kosa anefa, dia ny Teny ihany.

Koa raha te hanentana ny fon'ny vahoaka amin'ny Fampandrosoana isika dia ny Teny Malagasy ihany no afaka manao izany. Dia teny malagasy madio, tsy safiotra na vandambadana. Teny malagasy feno ohatrohatra amana ohabolana sy hainteny, fa ireny no mamoha varavarana ny fo. “

Nampitain-dRabelazao ny ohatra mahatsikaiky tamin'ity tantara ity :

“Tsaroako tsara, fony vao azo ny Fahaleovantena, ka nentanina tamin'ilay fambolem-bary “en ligne” ny Tantsaha sy mpamboly vary. Nahatsikaiky sy nampalahelo anefa, fa noheverin'ny any ambanivohitra ho anaran'olona ity “ligne” ity, ka maro no nilaza hoe : “Aiza ho aiza, tompoko, no misy ity Raline ity, mba hakanay toro-hevitra amin'izay nataony ?” Teo vao nikoropaka ny manampahaizana nitady teny malagasy, ka voatery nitety tanàna sy vohitra, nilaza fa “voly tora-tady” no dikan'io fa tsy izany “Raline” izany. Ho efa nahomby hatrany am-piantombohany anefa ny tetika, raha nogasiana hoe : “Manaova voly tora-tady !””

Ary farany, Imaintikely koa namoaka ny iray amin'ny tononkalony, miaraka amin'ny dikanteniny amin'ny teny frantsay nataon'i Serge Rodin, mpanoratra malagasy misongadina iray koa. ezahiko adia amin'ny teny anglisyaraka izay tratra moa izy ity ka ialana tsiny ny tsy fahatongava-lafatra amin'ny fandikanteny.

HAFATRA

Ho any ianao,kanefa….

Aza ataonao fantany izao fahoriako izao

Fa aoka hiafina aminy

Ny ketoky ny jaly

Nanempaka ny aiko,tanatin'ny longoa

Izay namandrihany ahy…

Ny dinitry ny foko manorika ahy mangina,

Fa sempo-tsasak'alina

Misaina ity anjarako,

Aza ataonao fantany!

…Raha manontany izy,

Iangaviako ianao handainga indray mandeha !

Lazao fa nanadino ny momba azy rehetra

Ny saiko manontolo.

“Rako-boninkazo hoe ireo lavenon-dasa

natoraky ny Adaoro”

Ireto diary ireto lazao fa efa may

Sy tapitra efa kila…

….Fa ny volofotsiko,

Ny ketrokentron'handriko

Afeno dia afeno !

Azonao izany ?

Etsy kely koa

Hafarako ianao !Jereo raha sambatra izy !

Mba hamantaranao dia ireto no fambara :

“Ao an' efitranony :misy voninkazo

Tsy maintsy mavokely…

Eo an-doha-fandrianany :

Ny sarin'olotiany…na iza n'iza izay “

Raha izay no hitanao dia efa sambatra izy

Ka aza asiana resaka momba ahy akory,

F'izany rahateo no niriko ho azy…

Izay no hafatrafatro

Ka tazony tsara …Ary dia veloma !

Saingy etsy ange !

‘Ty tànanao ity, aza akasi-javatra

Mandra-pifandray ny tànanao sy ny azy…

Eny e ! Ampy izay.Tongava soa aman-tsara !

Dia akatony mora

Io varavarako io

Fa hitomany aho…

Rado, janoary 1966

Mandria am-piadanana, Rado.

Joridania: Voarara any Isiraely ny Harry Potter amin'ny teny arabo
Voarara any Isiraely ny andiamboky voadika amin'ny teny arabo Harry Potter, hoy i The Black Iris, avy any  Joridania. Araka ny loharanombaovao dia nankinina tamin'ny didy hitsivolana nivoaka tamin'ny taona 1939 - raha mbola tao ambany fitondran'ny Angilisy ny faritra - izay mandrara ny fanafarana ny boky avy any amin'ny firenena miady amin'Isiraely.

Rosia: Aleksandr Solzhenitsyn
Nodimandry tamin'ny faha-89 taonany i Aleksandr  Solzhenitsyn, ilay nahazo ny loka Nobel momba ny haisoratra noho ny bokiny mitondra ny lohateny hoe The Gulag  Archipelago, ny alahady (omaly) teo.

Efa manomboka azo tarafina any amin'ny bolongana miteny rosiana izao fahafatesan'i Solzhenitsyn izao ka indro atolotra anao lahatsoratra iray avy amin'ny mpandimby azy (RUS), soratry ny mpampiasa LJ  markgrigorian:

Nodimandry i Solzhenitsyn

Tsy ampoizina mandrakariva ny vaovao tahaka itony. 89 taona izy.

Ho ahy manokana dia nanomboka tamin'ny lakozian'ny radio (no nahalalako an'i) Solzhenitsyn. Mihaino ny vakitenin'ny The Gulag Archipelago (Ny tangoronosin'ny Golàgy) ny raibeko isan-kerinandro rehefa hariva. Mba mihaino araka izay kely fantatro amin'ny soratry  Solzhentsyn ihany koa aho, fa mahery dia mahery tokoa ny fitantarana mampitampim-bava  avy amin'ny fijoroana vavolombelona avy amin'ny zavatra niainany sy ny sombim-piainana  voalaza [tao aminy].

Mazava loatra fa tsy mbola nahalala ilay tantara efa nalaza tahaka ny [One  Day in the Life of Ivan Denisovich na andro iray amin'ny fiainan'i Ivan Denisovich] sy [Novyi Mir gazetiboky haisoratra namoahan'i Solzhenitsyn voalohany indrindra ny tantara nosoratany tamin'ny Naovambira 1962], ary [Aleksandr  Tvardovsky, tonian'ny Novyi Mir]…

Nandritra ny fotoana lava dia mpanoratra ny Tangoronosin'ny Golàgy ihany no hany nahalalako an'i Solzhenitsyn.

Vao maika moa nihanatanjaka izany fahatsapana izany rehefa nandany alina maromaro haka sary isaky ny takelaka ny Tangoronosy natonta tany Paris ny mpaka saripika Misha Kalantar ary teo no nahitako - fa tsy namakiako - antontan_tsary matevina avy amin'o boky io.

Namaky azy aho taty aoriana. Miverimberina, satria tsy mety ny mindrana boky “anatin'ny indray alina.” Ka ahoana moa no hitantanana ny mamaky azy ao antin'ny indray alina? Eny fa na dia haingam-pamaky aza aho, heniky ny fihetseham-po aho, voatery nametraka ny boky teo anila, maka aina, maka fotoana kely mialoha ny hitsorahana indray any amin'ny fitantarana ireo tranga mampihoron-koditra mitranga any amin'ny toby sovietika, milazalaza ny Rafitry  famonoana olona.

Tamy avy eo ny [Cancer Ward na Fanjakan'ny homamiadana],  sy [The First  Circle na Faribolana voalohany].

Nankafiziko tokoa ny fomban-tsoratra sy ny fitohizan-drafitra taratra ao amin'ny lahatsorany, fomba fandrindran-tsoratra nialoha ny vanimpotoanan'ny sovietika, ny lantompeom-pitantarana misongadina ao amin'izay nosoratany.

Tamin'ny alalan'ny Indray andro amin'ny fiainan'i Ivan Denisovich sy Toera-malalaky Matryona kosa indray no nahalalan'ny  mpamaky an'i Solzhenitsyn , fa famenon'izay efa novakiako sy fantatro kosa ireo amiko.

Fa nankaloiloy ahy avy hatrany kosa ny bokiny mitoondra ny lohateny hoe Ahoana no hanatsarana an'i Rosia. Tsy ekeko - ary tsy mbola zakako mandraka ity androany - ny fitiavan-tanindrazana mivelatra naborany tao amin'io lahatsoratra fohy io. Nefa tamin'ny 1990, ny fehezanteny voalohany - “Nitsaha-paneno ny lakolosin'ny Komonisima.” - dia tahaka ny haisoratra, fehy aritisitika tamin'izay nitranga. Izay nitranga farany.

Nandritra izany fotoana izany no nahalalako fa i Solzhenitsyn no solontenan'ny hetsika tia tanindrazana  sovietika nisintaka. Ary izay no nampazava tamiko ny safidiko na taminy na  [Andrei Sakharov], izay nitondra kosa ny faneva demaokiratika, ka nisafidianako an'i Sakharov.

[Ny Amontana sy ny zanak'omby] - namaky azy ity ho ohatry ny tolona tsy misy fifampiraharahana eo amin'olona iray manohitra ny Rafitra. Na dia misy fahabangana aza ity boky ity dia mora vakiana. Midika izany fa voasoratra tsara io.

[Ny Kodiarana Mena] indray dia tsy takatro mihitsy.

Tsy ahy mihitsy koa ny fironan'i Solzhenitsyn amin'ny [Kirisitiana Orthodox/tia tanindrazana].  [Aogositra 1914] indray dia tsapako ho fahaverezan'ny fitiavana haisoratra sy ny talentam-panoratana tao aminy.

Fa raha avela eo ankilany ny tsy fitiavako ny filozofiany sy ny fomba fanoratry Solzhenitsyn  indraindray dia heveriko fa tena fahombiazana tanteraka kosa ny Tangoronosin'ny Golàgy. Raha tao anatin'ny tontolo Sovietika ve, niaretana ny fampahoriana sy ny sivana, na dia nisy aza ny fikarohana azy, ka mbola nahangonan'i Solzhenitsyn ny porofo mivaingana tokana, nandrindrany sy nampitany azy ho amin'ny endrika mampitolagaga ny fahazavan'izay nosoratany.

Tsy azo tsinontsinoavina mihitsy. Asa soratra goavana nyThe Archipelago (Ny Tangoro-nosy).

Vakiboky: “La Chinafrique”
Théophile Kouamouo [amin'ny teny Frantsay] no mamitimpintina (tsindrio eto) lavalava ao amin'ny bolongany  ny boky mitondra ny lohateny hoe La Chinafrique: Pékin à la conquête du continent noir (na Shinafrika : Beinjing te-hambambo ny kaontinanta Mainty) nosoratan'i Serge Michel sy Michel Beuret, Boky miresaka ny  ataon'ny Shinoa eto Afrika. Hoy izy: “Tsy anjely nirahin'ny Andriamanitry ny fiaraha-miasa Atsimo-Atsimo ny Shinoa sady mpanavakavaka ihany koa izy ireo, na dia tsy tahaka ny Tandrefana miaiina aty Afrika aza[…] fa tsy devoly ihany koa ry zareo na izany aza”. [naotin'ny mpandika teny malagasy: Mahaliana dia mahaliana tokoa ny mamaky azy io na dia ao amin'ny bolongana aza satria ahitanjavatra sahady toy ny “tsaho” miely ireny Shinoa miasa amin'ny toerana fananganan-javatra ireny dia gadra ampiasaina aty afrika… Toa mandà izany ireo mpanoratra ireo… efa henoko manko ny amin'ity tranga iray ity miaraka amin'ny hoe raha mandositra ka tratra dia tifirina ary “facturer”-na amin'ny fianakaviana ny bala nitifirana azy]

Miaiky ny ezaka nataon'i Aimé Cesaire ny mpamaham-bolongana Jamaikana Geoffrey Philp , Manonona azy ho “ilay poeta hajaina manerana ny tontolo miteny frantsay sy mpitolona ho amin'ny zon'ny Indiana andrefana (mena hoditra)”, ary ny Caribbean Beat Blog kosa miteny azy hoe: “Amin'ny hafenoan-drano ( fo mavesatra) no hanaovana veloma ilay zanaky ny tanin'ny Indiana andrefana sy misaotra azy noho ny tolona tsy nanampitsaharana nanoherany ny fanjanahantany.”

Isiraely: Vehivavy Jiosy hoe i Shakespeare?
Efa nampisy adihevitra hatry ny ela ny momba an'i Bard (aza manontany akory fa na izaho mpandika teny aza tsy mahalala io anaran'olona io). Mety ho vehivavy Jiosy Italiana ve i Shakespeare (ity no antony nandikako ity lahatsoratra ity)? Porofo valo no atolotry Jhon Hudson ao amin'ity rohy  Jewcy's  ity handreseny lahatra anao hiova hevitra.