· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Septambra, 2012

Ejipta: Mpitandro Filaminana Mamotika Ny Tsenam-boky Manan-tantaran'i Alexandria

Niara-nifoha tamin'ny vaovao momba ny famotehana nataon'ny Ministeran'ny Atitany ireo fivarotam-boky teo an-tsisin-dàlan'ny Mpaminany Danial ao Alexandria ny Ejiptiana ny marainan'ny 7 Septambra teo. Ny bemidina, tamin'ny vao mangiran-dratsy, dia nahatonga hatezeran'ireo mpikirakira aterineto amin'ny Firahalahiana Silamo, izay tondroin-dry zareo ho manao ady amin'ny kolontsaina.