· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Marsa, 2010

Shina: Tantara foronina voalohany @ Twitter

  11 Marsa 2010

Nilaza tao amin'ny bolongany i Lian Yue, mpampianatra teo aloha sady mpitsara ihany koa teo aloha fa efa mpamaham-bolongana malaza sy mpanadihady politika any Shina, fa hanomboka hanoratra tantara foronina iray mitondra ny lohateny hoe 2020 izy amin'ity volana ity. Araka ny nolazainy ihany moa dia tsy hifarana ity tantara...