· Desambra, 2009

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Desambra, 2009

Amerika Latina: finoana, matoatoa, devoly ary tahotra.

  27 Desambra 2009

Manan-karena tokoa i Amerika Latina raha ara-tantara: ny angano sasany dia tonga aty amintsika avy any Incas, Mayas na Aztecs, ary ny sasany dia azo tamin'ny fanjanahan-tany tany Eoropa. Amin'ny tapany voalohany amin'ity lahatsoratra avy any Amerikana Latina ity, hitety ireo lovan-tsofina sy angano malaza indrindra toa an-dry Llorona, ny Cegua, ny Cadejos ary ny "Evil Light" isika.