Angola
Namoaka ny tononkalony iray ho fandraisana anjara amin'ny Blog Action Day (indray andro ihetsehan'ny bolongana) i Admário Costa Lindo [pt]. Tononkalo iray niainana momba ny hanoanana nosoratany tamin'ny taona 1974 io, ary ny dika teny anglisy io azo trandrahina io.








Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poe...
- Indrisy mantsy...
Ny ety an-tany dia fandalovana, fa i Rado kosa, dia...
- dia lasa ianao RADO
rehefa nahavita be,
ny malagasy nilaozanao enga ...
- Mitomany aho,
Manondrika ny loha
fa lasana nandao
ilay mpanavotra ...
Tohiny »