Tantara mikasika ny Famakiamboky

Ny Tantaran'ny Facebook-n'ilay Mpiandraikitra Tranomboky

Rising Voices  05 Jona 2018

Miarahaba ny fankasitrahana azon'i Israël Quic sy ny Tranomboky an'ny vondrom-piarahamonina Rija'tzuul Na'ooj ao San Juan La Laguna ao Goatemalà ny Rising Voices , amin'ny maha iray azy ireo ao anatin'ireo tantara folon'ny Facebook mikasika ny asa famelombelomana ny fiteny sy ny kolontsaina T'zutujil tamin'ny alàlan'ny median'olontsotra.

“Connect Uganda”, Tetikasa Famakiamboky Ho An'ny Tantsaha

Rising Voices  13 Febroary 2014

Nametrahan'ny tranomboky ao an-toerana herinaratra mandeha amin'ny masoandro any ambanivohitr'i Oganda mba handefasana solosaina kely hijerena aterineto, ahafahan'ny tantsaha mianatra momba ny voly, ny fomba fambolena ary fanovàna ny vidin'entana ho an'ireo vokatra vokariny .