2008-01-03
Brezila: Ady amin'ny SIDA miteraka adihevitra
Alda Inacio [pt] eo amin'ny fanoherana sarin'afisy iray mikasika ny ady amin'ny SIDA Eoropeana mampiseho lehilahy roa manao firaisana ara-nofo, mivandravandra ny hevitra tiana ambara amin'ny sary. “ Mino aho fa tsy an'ny sarangan'olona rehetra ity aretina ity ary tokony hofoanan'izay nanao io afisy io ny fomba fisainana hafahafa navoakany”.
Paula Góes
2007-10-30
Oganda : Bilaogera nikopak’elatra noho ny tahotra
Efa nosoratana teto amin’ny Global Voices ny hevitra feno fihantsiana nataon’ny bilaogera sy mpanolotra fandaharana amin’ny onjam-peo Ogandey Dennis Matanda momba ny kolontsaina afrikana, ny (filoha) Idi Amin ary ny momba ny fiverenana hisian'ny fanjanahantany indray izay efa nosoratana teto amin’ny Global Voices. Dia mbola niteraka resabe ihany ny fanaony ...
2007-09-21
HongKong: GazetyBoky vetaveta sy Baiboly Vetaveta
Nosokafan’ny olo-tsy fantatra tamin’ny 15 may tao amin’ny tranonkala truthbible (baiboly tena izy) ny fanenjehana ny Baiboly ho enti-manohitra ny didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny lahatsoratra tsy fampiseho masoandro (ang. Obscene Articles Tribunal’s na OAT) manambara fa tsy mendrika ny laharana roa navoakan’ny gazetin’ny mpianatry ny Oniversitey Shinoa.
Hatramin’izao [20 may], ...




