The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

LGBT Tahiry Lohahevitra

RSS ho an i LGBT

2009-08-18

Mpitoraka bilaogin'ny herinandro: Haute Haiku avy any Kenya

Anankiray amin'ireo mpitoraka bilaogy vao vaovaon'ny Global Voices aty amin'ny faritra atsimon'i Sahara i Haute Haiku. Miresaka momba ny vavy tia vavy na lahy tia lahy, ny samy tiana na lahy na vavy ary ny miova fitaovam-pananahana (LGBT) ao amin'ny tontolon'ny bilaogy aty Afrika izy, tafiditra am'izany koa ny ...

2008-12-01

Madagasikara: Ady amin'ny fanamoramorana mandritra ny andro manerantany iadiana amin'ny SIDA

Mampahatsiahy ny mpamaky azy ny mpamaham-bolongana mandritra ity andro manerantany iadiana amin'ny SIDA ity fa na dia eo aza ny fandrosoana misy eo amin'ny fisorohana ny VIH sy ny fitsaboana ny SIDA ity, dia tsy tokony ho moramorainy amin'ny fisorohana azy ny tsirairay. Nandritra "Ny tenin'ny Filoham-pirenena" fanaon'ny filoha Marc ...

2008-09-09

Haiti

jmc strategies no niteny fa “Tafapetraka amin'ny fomba ofisialy ho Piraiminisitra Haisiana hajaina izao i Michèle Pierre-Louis…Hanokatra Toko amin'ny fanamby lehibe indrindra hatrehin'i Haiti amin'ity taompolo ity :Ny fanorenana indray taorian'ny fandravana nisesy nataon'ireo rivodoza Fay, Gustav, Hanna ary Ike.”

2008-08-14

Etazonia : Mitoraka blaogy mba handraisan'ny Anglikana ireo Pretra sy Eveka LGBT

Tamin'ny tapaky ny volana Jolay no natao tao amin'ilay katedraly manan-tantara ao Canterbury, ao Angletera ny fivoriam-ben'i Lambeth. Isaky ny folo taona moa no tanterahina ity fivoriam-be ity, izay hihaonan'ireo Eveka sy Arseveka manodidina ny 650 mitantana ny mpino Anglikana manodidina ny 80 tapitrisa maneran-tany. Farafahakely dia fito ny fikambanana LGBT ...

2008-08-12

SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny MSM sy ny manao anton'asa ny fananahana AfirikanaVideo post

Nifarana tamin'ny 8 aogositra 2008 teo ny fihaonana momba ny SIDA 2008 (IAC) notontosaina tao Mexico. “Universal action now” na asa iarahan'ny rehetra manerantany atao izao no lohahevitra nobanjinin'ny fihaonana ary raha heverina ny fanatrehan'ny avy amin'ny vazantany efatra, ny fifantohana tamin'ireo vondron'olona nailakilaka ary ny fivoahan'ny gazety isan'andro ...

2008-04-20

SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo

Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana, Iraka, Palestina, Bahran sy Yemena. Hareega, jordaniana mpitoraka blaogy, izay mpitsabo no anton'asany, dia mitatitra 'resaka manafintohina nifanaovany tamin'olom-pantany iray momba ...

2008-01-30

Manameloka an'i Frantsa noho ny fandavany ny zo fananganan-jaza hoan'ireo mpiaraka mitovy fananahana ny Fitsarana Erôpeana momba ny zon'olombelona

Le Blog de Moi avy any Martinika no mivaky fa tsy fantany intsony raha tokony handoa nohon'ny rikoriko izy na ho toran'ny hehy raha namaky ireo hafatra sasany napetraky ny mpamaky taorian'ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana Erôpeana momba ny zon'olombelona izay manameloka an'i Frantsa noho ny fandavany ny zo fananganan-jaza hoan'ireo ...

2008-01-25

Afrika : Adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana

Andrew Heavens no manolotra resaka mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana any Afrika: Amazing. The debate about homosexuality in Africa that started on Meskel Square almost three years ago is still going strong. “Mahatsikaiky. Ny adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana, izay natomboka teo amin'ny vohikala Meskel Square, efa ho telo taona lasa izao dia ...