· Desambra, 2013

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Desambra, 2013

Lahatsary: Iza No Mifehy Ny Aterineto?

GV Mpisolovava  18 Desambra 2013

Inona no atao hoe fitantanana ny Aterneto? Video vaovao iray an'ny Fundacion Karisma no nanomana fampianarana fohy misy ny iray amin'ireo fikorontanana izay miantraika amin'ireo mahery fo mpiaro ireo zo niomerika ankehitriny.