· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Jona, 2008

Zimbaboe: Nosamborina ny sekretera jeneralin'ny MDC

  13 Jona 2008

Famoretana ny fanoherana hafa ao Zimbabwe indray: “Nosamborina raha vao nigadona fotsiny ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena tao Harare ny Sekretera Jeneralin'ny MDC Tendai Biti”: filazana fohy vao azo avy tamin'ny mailaka. Tsy misy na inona na inona fantatra momba azy amin'izao fotoana izao, fa tsy maintsy mampahafantatra anareo haingana araka izay azo atao ihany izahay...

Zimbaboe : Fisamborana an'i Morgan Tsvangirai

  05 Jona 2008

Hope no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny vaovao mikasika ny fisamboran'ny Pôlisy ny lehiben'ny antoko mpanohitra sady mpifaninana amin'i Robert Mugabe amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : We believe that Morgan Tsvangirai is currently being detained in Lupane Police Station. Please call the police station...

Pôrtô Rikô – USA: Eritereto tokoa hoe ity resaka ity

  01 Jona 2008

Manontany ary i Liza izay mpamaham-bolongana Pôrtôrikana: “Azonao eritreretina ve ny miresaka amin'ny zanakao amin'izay mety hamonoan'ny sasany ny rainy?”, ary nampiany hoe: “ny tsy azon'ny olona anie dia ny halalin'ny takaitra vokatry ny herisetra noho ny antony ara-piaraha-monina na politika manjaka ao amin'ny fireneny. Anananana ny olona tahaka an'i...