· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Mey, 2008

Egypta : Fampijaliana azo ekena ihany

  29 Mey 2008

Zendana ny mpiblaogy Egyptiana Mostafa raha nahatsikaritra taorian'ny fanadihadiana notanterahiny anivon'ny mpiray dia ao amin'ny vohikala Facebook, fa misy ireo namany izay mihevitra fa azo ekena ihany ny fampijaliana atao ny olona iray, mba hanongotana an-tery izay tiana ho fantatra mandritra ny fampanoavana azy.

Oganda : Famehezam-bava ireo mpanao gazety

  14 Mey 2008

Moses Sserwanga no mizara izay fijeriny rohy mampitohy ny fahafahan'ireo mpanao gazety sy ny demokrasia any Oganda : At Daily Monitor, no less than 10 journalists including senior editors are at various stages of prosecution for alleged publication of false news, criminal libel and sedition. This is irrespective of the...

Kôngô (RDK) : Fanentanana ho fampitsaharana ireo fanolanana

  13 Mey 2008

Black Looks [fijerin'ny mainty] no mitatitra mikasika ny fanentanana ho fampitsaharana ireo fanolanana sy herisetra mikasika ny fitaovam-pananahan'ny vehivavy any Kôngô (RDK) : The one month campaign against sexual violence in the DRC took place between March 17-April 17th and coincided with a new law to ending the crimininalisation of...

Serbia: Ny fifidianana parlemantera

  12 Mey 2008

Fanehoan-kevitra iray ao amin'ny A Fistful of Euros‘ mikasika ny fifidianana Serba: “Tsy nisy nanampo ny valim-pifidianana saingy hoy aho hoe misy hafatra tian-kampitain'ireo mpifidy araka ny fijery serba milaza fa tsy voatery hanaiky ny fahaleovantenan'i Kosovo vao tafiditra ao amin'ny Vondrona Eoropeana.” I Mark Mardell ao amin'ny BBC moa...

Brezila: Famonoan-jaza ataon'ny fampahalalam-baovao fampisehoana

  03 Mey 2008

Maty tao anatin’ny toe-javatra tsy dia mazava loatra ny zazavavy iray. Ny rainy sy ny renikeliny avy hatrany no voalohany ahiahian’ny haino aman-jery sy ny hevitry ny olona amin’ny ankapobeny, saingy mbola andalana ny fanadihadiana ofisialy. Mba mety ve ny mampino mponina mahatratra 160 000 000 heloka famonoana ny zanany vavy alohan’ny fivoahan’ny didim-pitsarana amin’ity raharaha ity? Fa inona daholo ny resaka manodidina sy ambadik’ity raharaha ity ? miresaka momba izany ny tontolom-bolongana breziliana.