· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Febroary, 2008

Mozambika : Fanampim-baovao mikasika ny fakana an-keriny olo-maro

  01 Febroary 2008

Moçambique para Todos [Mozambika hoan'ny rehetra] no manoina ny vaovao izay napariaky i Ivone Soares [tamin'ny 29 Janoary 2008], izay nakana an-keriny olo-maro tany amin'ny faritry Mocímboa da Praia. : Tudo muito estranho e quase de filme! Será que os media darão eco da conferência de imprensa? Já li cerca...