· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Novambra, 2007

Emirà Arabo Mitambatra: Omeo Rariny Alexandre

  10 Novambra 2007

Iniana ampanginina sy afenina amin’ny pelipeli-pijerin’ny gazety eo an-toerana sy iraisampirenena amin’ny ankapobeny ny resaka fanolanana any amin’ny firenena Arabo. Fa nisy raharaha vao haingana izay nataon’ny famoaham-baovao iraisampirenena matoandahatsoratra no nihanahazo vahana tao amin’ny tontolombolongan’ny Emira Arabo Mitambatra. Tantara mampahonena no nahazo ity zazalahy Frantsay, antsoina hoe Alexandre Robert,...

Hetsika manokana ataon'ny Global Voices hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana

  06 Novambra 2007

Ho fanazavana ny toe-draharaha manokana izay mitranga any Pakistana tamin'ny 3 Novambra 2007, dia namorona pejy manokana izahay ahafahana manaraka izay vaovao rehetra taterinay momba ny fivoatry ny raharaha any an-toerana miampy fanampim-baovao matetika avy amin'ireo blaogy miteny Anglisy sy fampahalalam-baovao. Aza misalasala manopi-maso ny Pejy natokana hitaterana ny toe-draharaha...