· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Oktobra, 2007

Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo

  26 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo : « She is complaining that they have to deal with impaired drivers every weekend, and it gets much worse during the Eid week...

Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana

  26 Oktobra 2007

Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika. « It all started when The Times published an article asking how it was that the Prime Minister acquired a million dollars worth...

Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?

  26 Oktobra 2007

Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be sy ny maro izany kosa i Rick Lowe ao amin'ny weblogBahamas.com. Sombiny kely holazaiko voasoratra ao ny hoe misy andraikitry...

bengladesh: Mandà ny hamantarana azy ireo ny Mpibilaogy

  15 Oktobra 2007

Fanadihadiana manokana avy amin’ny E-Bangladesh izay namoaka naoty avy amin’ny (Vaomiera Mpandrindra ny Fifandraisandavitra Bengalia) Bangladesh Telecommunication Regulatory Commission (BTRC) izay nampahafantatra amin’ny Internet Service Providers (ISP) 72 na orinasam-pividianana fanovozan-tserasera 72 ao Bengladesh mba hanome ny anaran’ny mpanjifa tsirairay sy hilaza amin’ny antsipirihany izay notovoziny rehetra.  Nampahafantatra ary ny...

Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.

  09 Oktobra 2007

Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana ary raha ny heverina ho malaza indrindra indray aty Afrika atsimon’I Sahara no resahina dia ny Bushmen no tafiditra]. 22...

Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?

  03 Oktobra 2007

Any amin'ny firenena Arabo sansantsasany, ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy. Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana » ireo mpiasa birao, nadika avy amin'ny teny arabo ity lahantsoratra ity. Hoy Nora: صباح أمس الأول توجهت لمصلحة الشهر...