Brazil
,
Portugal
Nanasonia ny fifanarahana handravonana ny teny Paorotigey sy ny fanononana azy mba hitovy eo amin'ny firenena 8 miteny azy ny filoha Paorotigey Anibal Cavaco Silva. O Hermenauta [pt] no nitsiditsidika nijery ny hevitra niposaka voalohany avy eny andafy atsimo sy andafy avaratra ary namintina avy eo fa mbola tsy mampifanaraka ilay fifanarahana.






Rakotomalala Lova : Manome toerana an'i ...
- Niova endrika ny site http://alika.i-love-dogs.com, satria teo izahay...
- Manao ahoana Lanto,
Faly tokoa aho oe misy malagasy vaovao tsy lafi...
- Faly be aho raha nahalala fa eto Indiana ianao. Mipetraka eto indianap...
Tohiny »