· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Oktobra, 2010

Lahatsary: Mifandimby mamaky Don Quixote an-tserasera

  20 Oktobra 2010

Nitsanga-ko velona, amin'ny alalan'ny Youtube indray, ny iray amin'ny tantara foronina be mpitia indrindra, Don Quixote. Anjatony ny nanolo-tena hamaky ny sombintsombin'ny asa-soratr'i Miguel de Cervantes' ity ary mampakatra ireny ao amin'ny fantson'ny ElQuijote.