· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Mey, 2008

Afrika Atsimo: inona ny dikan'ny teny hoe makwerekwere?

  25 Mey 2008

Soritsoritan'i Khanya ny niandohan'ny voambolana hoe “makwerekwere,” tenin-jatovo ho an'ny vahiny any Afrika Atsimo:  Mpamaham-bolongana roa liana amin'ny teny sy fiteny ny mitady ny dika sy nipoiran'ny teny hoe “makwerekwere”. Tenin-jatovo ho an'ny vahiny izany, indrindra ireo niditra antsokosoko, ary fampiasako amin'ny lahatsoratra hanoherana ny herisetram-pankahalana nitranga nandritra ny roa...

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

  23 Mey 2008

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos...

Mozambika : Ho fitandrovana ireo fitenim-paritra

  21 Mey 2008

Jorge Saiete no manapariaka ao amin'ny Debate e reflexão [Adihevitra sy fieritreretana] ny fahakavian-keviny manoloana ny fiheveran'ny sasany ireo fitenim-paritra ho toy ny fitenin'ny Satana ka tokony horarana mafy ny fampiasana azy dia ireo fiteny Xangana, Xitswa, Ndau, Nhugwe, Macua, ary Chuabo any Mozambika : Considero as línguas nacionais, nosso...