· Janoary, 2014

Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Janoary, 2014

Diferencial CAC: Hacklab Ao Quito, Ekoatera

Rising Voices  12 Janoary 2014

Sehatra hoan'ireo tetikasa momba ny zavakanto sy ny kolontsaina nomerika ny Diferencial CAC, sehatry ny mpijirik, fiaraha-miasa, ary fampitana ireo karazan-kevitra hiaraha-miasa sy teknolojika izay hampiantranoin'ny Foiben'ny Zavakanto Ankehitriny ao Quito. Lahatsary sy resadresaka miaraka amin'ny mpanangana izany.