· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2010

Polonina: Maty tamin'ny fianjerana voromby tany Rosia ny filoha Kaczyński – Fihetsika voalohany

  10 Avrily 2010

Nahatratra ny tontolon'ny bolongana iray manontolo, ka hatrany amin'ny  gazety malaza ankehitriny ny vaovao nianjeran'ny voromby nitondra ka nahafaty ny filoha Lech Kaczyński sy ny vadiny ary ireo tompon'andraiki-panjakana ambony tany andrefan'i Rosia androany maraina. Nizotra ho any Katyn ny filoha, handray anjara tamin'ny fotoam-pahatsiarovana ny fandripahana tao ana'alan'i Katyn nandritra...

Guatemala: Fitsidihan'ny Sekreteram-panjakana Hilary Clinton

10 Avrily 2010

Tsy ela akory izay, namarana ny diany nanerana an'i Amerika Latina tamin'ny fiatoana kely tao Guatemala ny Sekreteram-panjakana Hilary Clinton, mba hiresaka momba ny ady amin'ny fanondranana zava-mahadomelina sy ny fanatsarana ny fifandraisana amin'i Honduras.