· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jona, 2008

Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany

  30 Jona 2008

Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.

Palestina : Maka bahana … mitifitra [sary] … dia nahamarika

  28 Jona 2008

Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa. Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa Palestiniana iray, dia naka lahatsary ireo olona misaron-tava izay nidaroka sy nanao herisetra ny sasany amin'ny fianakaviany, vokatr'izany dia nanokatra...

Libanona: Fitsidihana tampoka nataon’i Condoleezza Rice

  24 Jona 2008

Ny Alatsinainy16 jona lasa teo, ny Sekreteram-panjakana Amerikana Condoleezza Rice dia nivahiny tampoka ora dimy tao Libanona. Nanambara izy ny fanohanan’ny governemantany ny filoha Libaney vao lany tsy ela akory izay, sy ny governemanta Libaney, ny mpitondra tenin’ny parlemanta ary ny rafitra demokratika ao amin’ity firenena ity. Nandritry ny ady...

Nizeria : Tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay

  11 Jona 2008

Adeola Aderounmu mpiblaogy Nizeriana no manapariaka ao amin'ny Thy Glory O Nigeria..! [Izato lazanao ry Nizeria ô ..!] mihevitra fa tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay any Nizeria : What are the roles of the foreign embassies in Nigeria? Why do the semi-literates in these embassies deny Nigerian professionals...

Rosia : Ny fahalalahan'ny mpanao gazety

  10 Jona 2008

Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka blaogy Rosiana hita tao amin'ny lahatsoratr'i Clifford J. Levy izay nadika tamin'ny teny Rosiana. Nadika amin'ny teny Anglisy ny 45...

Sômalia : Famonjena an'i Sômalia

  05 Jona 2008

Rob Crilly mpanao gazety mahaleotena, fotsy hoditra izay monina any Nairobi, any Kenya, no mitatitra mikasika an'i Afrika hoan'ireo gazety fanta-daza miteny anglisy maro [The Times, The Irish Times, The Daily Mail, The Scotsman and The Christian Science Monitor] no mizara izay fandinihany ny toe-javatra Sosialy sy Pôlitika mipetraka ankehitriny...

Madagasikara : Mizarazara hevitra ireo mpiblaogy mikasika ny fanampiana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan

  04 Jona 2008

Nanolotra fanampiana ho fandraisana anjara amin'ny fiaraha-mientana iraisam-pirenena ho fanohanana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan, any Shina, ny governemanta Malagasy. Ny halehiben'ny voina sy izay fahasimbana dia nanosika ny governemanta hanome lelavola $100,000 USD hoan'ny masoivoho Shinoa Wo Ruidi any Madagasikara ho fandraisana anjara amin'izany ezaka iombonana izany. Mizarazara ny...

Mozambika : Resaka vary sy izay fahaleovantenantsika

  02 Jona 2008

Manoina ny antso avon'ny fanjakana Japôney mba hisian'ny fiaraha-miasa hanampy an'i Afrika, mba hampitombo avo roa heny ao anatin'ny folo taona ny vokatra vary any Afrika, nandritra ny fivoriambe Iraisam-Pirenena TICAD [Tokyo International Conference on African Development] izay natao tany Yokohama, any Japàna, i Elísio Macamo no mizara ny fanontaniany ao amin'ny...